Zavakanto

LE GLACIER ANALAKELY Hitondra ny « Sanga’love » i Maurin

Mozika zato isan-jato mitory fitiavana no hoentin’i Maurin Sanga’love, etsy amin’ny Le Glacier Analakely, rahampitso amin’ny 8 ora alina. Mpanakanto tanora anisan’ireo mivoy ny hiram-pitiavana i Maurin. Izany karazan-kira ataony izany rahateo no nisintonany ny anarana maha mpanakanto azy. Hiezaka hambambo ny fon’ny olona amin’ny alalan’ny zavakantony izy, rahampitso.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra