Zavakanto

BONARA BE 67 Ha Jaojoby sy Madmax hiaraka hanafana sehatra

Gadona roa samy hafa, mpanakanto roa samy manana ny lazany i Jaojoby sy Madmax, ary dia hiaraka etsy amin’i Bonara Be 67Ha, anio amin’ny 8 ora alina. Hifandimby hanafana ny sehatra izy mirahalahy mianaka. Hanome ny tsara indrindra ho an’ny mpijery i Jaojoby, mpanjakan’ny salegy. Tsy ho diso anjara koa anefa ireo tanora mpankafy ny gadona “Danchehall” fa hilomano ao amin’izany tontolo izany miaraka amin’i Madmax.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra