Tapatapany Tranga samihafa

Zanaka an-trano

Tsy nisorona ny jeneraly Rasolofonirina Béni Xavier, omaly, teny Soanierana raha niresaka momba ireo miaramila nahatrarana bala maro ka naiditra am-ponja vonjimaika. Nampitahiny amin’ny zanaka an-trano ireo ka rehefa manaiki-nono dia akifika. Nilaza koa ity jeneraly ity fa manaja tanteraka ny fisaraham-pahefana eo amin’ny Fitsarana sy ny mpanatanteraka izy ireo momba ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana.