Kolontsaina Tapatapany

Torolalana ho an’ny ankizy

Amin’ny herinandro ambony io no hivoaka ilay boky « Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina » nosoratan-dRakotoanosy Marie Michèle, ny « Editions jeunes malgaches ». Ny fahatsapana fa revo amin’ny fampiasana ny teknôlôjian’ny fifandraisana ny ankamaroan’ny olona, indrindra ny tanora sy ny ankizy ka manadinodino ny soatoavina sy ny fahendrena izay manefy azy ireo ho olona feno amin’ny lafiny rehetra no nahatonga ny « Editions jeunes malgaches» hamoaka ny boky. Hamidy amin’ny sarany valo arivo ariary ity torolalana ho an’ny ankizy ity. .

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra