Notafihin’ny jiolahy ampolony nitondra basy mahery vaika ny kamiao nitondra entana ilaina andavanandro tany Farihimena-Ambatofinandrahana, tamin’ny alin’ny 3 septambra lasa teo. Najifan’ireo jiolahy ny vola efapolo tapitrisa ariary sy fiinday telo. Tsy nisy naratra. Tafatsoaka tsy hita popoka ireo jiolahy.
Hanome hevitra