Tapatapany

Hain-trano

Niharan’ny firehetana ny biraon’ny Fananantany sy ny fandrefesan-tany, any Toliara, omaly antoandro. Voalaza fa avy tao amin’ny tranon’ny mpiambina no niantombohan’ny afo. Tonga ara-potoana ny sampana mpamonjy voina. Tsy voakitiky ny afo ny entana sy ny fitaovana tao amin’io biraompanjakana io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra