Tapatapany

Fahabangan-toerana

Ho banga tokoa ny toeran’ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena natokana ho an’ny mpanohitra, etsy Tsimbazaza, rehefa tsy handray azy ny vondrona parlemantera TIM, araka ny fanehoan-kevitra nataondRazafintsiandraofa Brunel, tompon-kevitra tamin’ny famolavolana an’ilay lalàna manitsy ny satan’ny fanoherana vao nolanian’ny loholona farany teo. Tsy izay metimety amin’ireo depiote momba ny olona haka no toerana no hatao raha ny heviny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra