Tapatapany Tranga samihafa

Miaramila voarohirohy

Mbola mitohy ny famotoran’ny zandary an’ireo miaramila efatra ambin’ny folo voarohirohy tamin’ny fahafatesana lehilahy telo hita faty tany Ampitatafika Antanifotsy, ny herinandro lasa teo. Hatolotra tsy ho ela ny Fampanoavana ny raharaha.