Fanatanjahantena Tapatapany

Baolina kitra

Hanao sonia ho an’ny klioba frantsay i Njiva. Hitrandraka traikefa hafa Rakotoharimalala Njiva irakiraka ao anatin’ny ekipam-pirenena Barea. Avy ao amin’ny klioba tany Thaïland, Samut Sakhon FC, izy no hifindra ho any amin’ny Fleury football club. Haseho amin’ny fomba ofisialy izany aorian’ny CAN ny 21 jona hatramin’ny 19 jolay ho avy izao, any Ejypta.