Sosialy Tapatapany

Fizarana fanafody

Natao, omaly, tao amin’ny tobim-pahasalamana teny Ambaniala Itaosy ny fizarana ny tambavy « Covid organics » na CVO ho an’ny mponina. Nialohavana fisoratana anarana izao hetsika izao. Nisy ihany ny fanomezana aron-tava maimaim-poana. Ho an’ny toerana hafa kosa dia eny amin’ny fokontany no hizarana ny tambavy CVO.