Sosialy Tapatapany

Fanadinana BEPC

Mitohy hatramin’ny 15 mey 2020 ny fe-potoana fisoratana anarana ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana CEPE sy BEPC.  Hatramin’ny 29 mey 2020 kosa izany ho an’ireo handray anjara amin’ny fanadinana CAP sy ny BEP. Tsiahivina hatrany fa amin’ny 7 jolay 2020 ny daty voafaritra hanatanterahana ny fanadinana CEPE, raha ny 20 ka hatramin’ny 23 jolay 2020 ny BEPC.