Razana tovovavy iray, 20 taona, efa voafono no novantanin’ireo zandary avy eny Talatamaty tao amin’ny tranona Frantsay iray teny Ambohibao, afak’omaly. Vokatry...
Arsiva -07/04/2021
Fanajana fepetra ara-pahasalamana Milaza ny hanao be fiavy ny prefektioran’Antananarivo sy Toamasina
Hampihatra ara-bakiteny an’ireo toromarika nomen’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny sabotsy alina teo, mba hampanajana amin’ny an-tsakany sy an...
Mihidy mandritra ny dimy ambin’ny folo andro ny Tranombokim-pirenena, etsy Ampefiloha, araka ny fanapahan-kevitra norasin’izy ireo hoentina manaraka ny fepetra...
Tsy nahatsiaro tena ity lehilahy mpanao trano nianjera avy teny amin’ny rihana voalohan’ny trano lehibe iray, teny Tsaralalàna, omaly tolakandro. Manaraka...
Mbola nisy ny fitaterana sy fifamezivezen’ny olona nivoaka sy niditra ny faritra Analamanga tamin’iny lalampirenena fahafito mampitohy an’Antananarivo sy...
Mandroso be ny asa fanamboarana ny lalana mampitohy an’Andranobevava sy By-Pass na ny Boulevard de Tokyo sy Soamanandrariny amin’Ambohimahitsy, na ilay...
Tsikaritra ihany ny filaharana eny amin’ireo toeram-pivarotana fanafody eto an-drenivohitra na dia nandraisana fepetra aza ny fisokafan’ireo farmasia rehetra...
Tsy latsaky ny dimy ambin’ny folo, hatreto, ny isan’ireo orinasa afaka handray mpianatra hizatra asa, taorian’ny fametrahana ny Tendro manokana na ny “pôle...
Isan’ny mpanakanto tia mifandray amin’ny mpankafy. Mijoro vavolombelona tao anatin’ny tambajotran-tserasera sosialy Facebook, tamin’ny...