Tapatapany Zavakanto

Hetsika « Slam-poésie »

Fomba iray ahafahana manambara ny ao anaty ny fiantsana tononkalo. Hisy ny fampisehoana momba izany hotontosaina etsy amin’ny Cercle Germano-Malgache (CGM) Antaninarenina, amin’ny sabotsy 9 febroary ho avy izao manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ary hiarahan’ny ekipan’ny mpiantsa tononkalo eo anivon’ny CGM. Hiavaka ny lanonana satria homena sehatra hahafahany maneho ny ao anatiny, amin’ny alalan’ny fiantsana, ireo mpanatrika ho avy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra