Tapatapany Tranga samihafa

Fatin-jaza

Andrasana ny fahavitan’ny fikarakarana sy ny fandevenana an’ilay zazavavikely, roa taona sy tapany, hita faty tao anaty lava-drano tany Port-Bergé, tamin’ny alakamisy lasa teo, dia hiroso amin’ny famotorana ny mpitandro filaminana. Fantatra fa miainga amin’ny fakàna am-bavany an’ireo olona akaiky an’ilay zaza namoy ny ainy ny fanadihadiana rehetra.