Arsiva -06/09/2021

Tapatapany

Fanoherana jiolahy

Tsy namelan’ireo jiolahy am-polony, avy nangalatra omby, raha tsy namoy ny ainy ny lehilahy iray nanohitra azy ireo, tany Ambaravaranala-Tsiroanomandidy...

Tapatapany

Lozam-piarakodia

Nifatratra tamin’ny hazo ny fiara taksiborosy nandalo tany Mahazengy Fianarantsoa, omaly antoandro. Tombanana ho vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny...

Tapatapany

Harom-paosy

Nitangoronan’ny olona ny vehivavy iray tratran’ny polisy monisipaly nangarom-paosy tao an-tsenan’Ambositra, omaly. Nilaza ho avy any Antsirabe io vehivavy io...

Tapatapany

Voina kodiaran-droa

Namoy ny ainy teo no ho eo ny lehilahy nitondra môtô tra-doza tany amin’ny lalam-pirenena fahatelo mihazo an’ Anjozorobe, afak’omaly. Ahiana ho nandeha mafy...

Tapatapany

Fahamaizana fiara

Tsy fantatra ny antony nampirehitra tampoka ny fiara tsy mataho-dalana nipetraka tao amin’ny garazy, tany Maroantsetra, afak’omaly alina. Ny mpiara-monina no...