Sombiny

Fivoriana momba ny fizahantany

Niaraka nifampidika tamin’ny minisitry ny Fizahantany, Randriamandranto Joel, teny amin’ny minisitera iadidiany, ireo mpikambana eo anivon’ny Ofisim-paritra miandraikitra ny fizahantany (ORT), tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nodinihin’izy ireo tamin’izany ny fametrahana ireo paikady rehetra ho fiomanana amin’ny fandraisana mpizaha tany any amin’ireo faritra rehetra manerana an’i Madagasikara, aorian’ny fanokafana ny sisin-tany amin’ireo sidina avy any ivelany. Nivory niaraka tamin’ny minisitra koa ireo talem-paritra miandraikitra ny fizahantany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao