Tapatapany Tranga samihafa

Vaky trano

Voasambotry ny polisy, tamin’ny herinandro teo, ny lehilahy telo voatondro ho mpamaky trano ao an-tampon-tanànan’
Ivohibe Fianarantsoa, vokatry ny fanomezam-baovao avy tamin’ny olon-tsotra. Tao amina trano iray no nahatrarana azy telo lahy niaraka tamin’ny karazana entana halatra marobe.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra