Tapatapany Tranga samihafa

Mpitondra môtô

Namoy ny ainy teny an-dalana hiakatra ho aty an-dreni­vohitra ny lehilahy iray nitondra môtô tra-doza, tany Tsiafakahitra-Ambohimijery any ambanivohitr’Anjozorobe, omaly. Nifandona tamin’irony môtô manao asa fitateran’olona irony izy. Ahiana ho vokatry ny fandehanana mafy no niteraka ny loza. Nifanehitra teo amin’ny fiolahana izy ireo. Nieren-doza kosa ny vehivavy iray nentin’ilay namoy ny ainy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra