Tapatapany Tranga samihafa

Lozam-pifamoivoizana

Samy naratra voadonan’ny bajaj ireo ankizy mianadahy nandalo tao amin’ny Bazaribe Toamasina, omaly tolakandro. Voatery noentina notsaboina tany amin’ny hopitaly ilay zazavavikely izay voa mafy tokoa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra