Tapatapany Tranga samihafa

Fitsoahana nahafaty

Namoy ny ainy teo no ho eo ny lehilahy iray voatifitry ny zandarimaria, tany Berenty-Ankazoabo Atsimo, tamin’ny 3 jolay lasa teo, raha nikasa ny hitsoaka taorian’ny fisamboran’ ny fokonolona azy. Voatazona tao amin’ny tobin’ny Zandarimaria izy no nilaza ny hivalan-drano, kinanjo izao nikasa ny hitsoaka izao.