Tapatapany Tranga samihafa

Fitoriana sakaiza

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay lehilahy teratany vahiny voatondro ho nampihinana maloto sy nanao herisetra ary nampijaly ny sakazainy. Tamin’ny alarobia lasa teo no nisamboran’ny polisy azy rehefa nitory ilay vehivavy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra