Tapatapany Tranga samihafa

Fampianaran’ny polisy

Nampianatra ny ankizy teny an-tsekoly momba ny voka-dratsin’ny fidorohana zava-mahadomelina ny polisin’ny kaomisaria, etsy amin’ny 67Ha sy ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina, ny herinandro lasa teo. Nampahafantarina azy ireo ihany koa ny sazy momba ny zava-mahadomelina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra