Niafara tamin’ny fikasihan-tanana sady nahafaty mihitsy ny fifamaliana teo amin’ny mpianaka, teny Mandrosoa Ivato, afak’omaly maraina. Namoy ny ainy rehefa...
Arsiva -06/04/2021
Tsy nanaiky mora satria nanohitra hatramin’ny farany an’ireo jiolahy enina nanafika tao an-tranony ny lehilahy iray, manodidina ny 70 taona, tany Marovato...
Nahitana zaza iray, 4 taona, niharan’ny fahapoizinana ara-tsakafo tamin’ireo marary dimy amby dimampolo nilàna vonjy teny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy...
Mirongatra ny tsy fandriampahalemana, any Berano Ville, distrikan’Amboasary Atsimo. Tranga niseho, tamin’ny alakamisy lasa teo, ny fanafihana trano iray...
Nanaitra ny mponina ny fahitana lehilahy teo amin’ny sisin’ny fefy efa tsy nisy aina intsony teny Ankadinandriana Ankaraobato, omaly maraina. Nifatotra...