Raharaham-pirenena Tapatapany

Haharitra 45 minitra

Ankoatra ireo adihevitra mivantana isaky ny alahady mandritra ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ataon’ireo kandidà roa hiatrika ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena, eny amin’ny Tvm sy Rnm dia hisy ihany koa ny adihevitra mivantana ataon’ny mpomba azy ireo mandritra ny 45 minitra isaky ny alarobia sy zoma eny amin’ireo fahitalavitra sy onjam-peom-pirenena