Mihamafy ny tsindry. Mitombo an-daharana ny isan’ireo kandidà manohitra ny fanatontosana ny fifidianana filoham-pirenena, amin’ny 7 novambra 2018 ho avy izao...
Arsiva -05/09/2018
Taorian’ny famotorana azy no nahafantarana fa efa nisazy tany am-ponja noho ny fanaovana sinto-mahery sy fanendahana ny lehilahy iray voasambotry ny...
Fanaovana hosoka. Ny andro voa-lohany tamin’ny fanadinam-panjakana Bepc dia efa naha-tratrarana hosoka tao amin’ny foibem-panadinana ao amin’ny Ceg...
Taorian’ny vela-pandrika nataon’ny pôlisy, tamin’ny alakamisy lasa teo, dia voasambotra ny lehilahy afrikanina iray, 41 taona, voasaringotra...
Tsy hita an-tanàna ary tsy mipetrapetraka mihitsy ny ankamaroan’ireo tarika mpihiragasy, amin’izao andro ririnina, fotoanan’ny famadihana sy ny foara izao...
Porofo mivaingana. Azon’ny fakan-tsary miafina tao amina magazay iray, teny Behoririka, ny sarin’ny lehilahy roa voatondro ho nangalatra tao, omaly...
Tsy tana teny an-dalana nitondrana azy hamonjy hôpitaly eny Fenoarivo ny ain’ny tovolahy iray, 25 taona. Voatsindron’ny antsy, nandritra ny ady teo...
Tafiditra ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra. Raha efa mifantoka any amin’ny fampidirana ny mpianatra ny ray aman-dreny, dia mandany ny androny amin’ny fialam...
Herintaona izay no nanolorana ny mariboninahitra “Grand Officier de l’Ordre National Malagasy” an’ny raiamandreny Raparivo R.R sy ny nanambaràna ny fisotroan...