Tapatapany Zavakanto

Vez’tival

Hotanterahina amin’ny 9 hatramin’ny 17 aogositra 2019 ny andiany fahadimy amin’ny « Vez’tival » any Toliara. Hetsika ara-kolontsaina natao hiarovana ireo vakoka sy hisintonana ireo mpizaha- tany amin’ny hakanton’ity faritra ity izy io. Voakasika avokoa na ireo avy eto an-toerana na ny avy any ivelany. Lanonana an-tsehatra goavana, fifaninanana miandriaka sy manamory Posy, ary fifaninanana ara-panatanjahantena maro no hiandry an’ireo mpitsidika.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra