Tapatapany Zavakanto

Reggae

Mitohy ny fanamarihana ny herinandron’ny Reggae. Nanasongadina momba ny « Handorana an’i babilona sy ny kolikoly » ireo mpisehatra tamin’ny fotoanan’ny famelabelarana manodidina an’ity mozika ity, tamin’ny 3 jolay lasa teo. Tsy ilay tanàna akory no voaresaka tamin’izany fa ireo manimba ny fiarahamonina rehetra, ka anisan’ny goavana indrindra ny kolikoly. Handray ny fampisehoan’i Dougl’ etsy amin’ny Is’art Galerie Ampasanimalo indray ny fankalazana anio ary hifarana amin’ny fiaraha-mientana faobe rahampitso eny Ambohimangakely.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra