Zavakanto

Piment Cafe Behoririka Hampiara-peo i Mahery sy Inah

Mpanakanto mianadahy manana feo miavaka no hiara-dia hanafana ny sehatry ny Piment Café Behoririka anio alina amin’ny 9 ora. Haneho ny talentany i Mahery sy i Inah. Hivelatra amin’ny karazan-kira sy gadona maro ny fampisehoana, ka na fiarahana fahita matetika aza ny azy mianadahy dia hisy ny tolotra tsy ampoizina amin’ity indray mitoraka ity. Mahafinaritra rahateo foana ny mahare ny fampiaraham-peon’izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra