Zavakanto

Le Glacier Anakely Hiantoka Ambiansy regarega i Tianjama

Hitorajofo ny alim-pandihizana hotontosaina etsy amin’ny Le Galcier Anakely rahampitso manomboka amin’ny 9 ora alina.“Ambiansa regarega” no miandry ireo mpilanonana eny an-toerana. Hitondra ny salegy mampiavaka azy ao ny Grand Maitre Tianjama. Hanotrona azy mandritra ny alina avokoa ireo mpitendry sy ny mpanao feo lafika efa zatra miaraka aminy. Hanome tsiro hafa ny fiarahana kosa ny fisian’ireo andriambavilanitra mpandihy amin’io fotoana io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra