Zavakanto

IKM Antsahavola Hahazo laka ny fitantarana Angano

Sady fampialana voly no fanabeazana ny fotoana fitantarana angano ho an’ny ankizy etsy amin’ny Ivon-toeran’ny kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola rahampitso maraina manomboka amin’ny 10 ora.

Hampahafantarina ao avokoa ireo angano malagasy nalaza fahiny. Hisy koa famakiana an’ireo angano noforonin’ ireo mpanoratra taty aoriana. Tsy ho an’ny ankizy irery ny fotoanan’ny “Angano Angano” fa misokatra ho an’izay rehetra liana amin’izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra