Zavakanto

IFM Analakely Talenta roa vaovao no hiakatra ny “Lampihazo”

Sehatra ho an’ny mpanakanto vao misondrotra hatrany ny andiany fahadimy amin’ny hetsika “Lampihazo” hotontosaina etsy amin’ny “Institut français de Madagascar (IFM)” Analakely rahampitso tolakandro manomboka amin’ny 3 ora. Hanafana ny lanonana ao i Njara Rakotozafiarison, mpitendry gitara marani-peo sy El’Joh Hakim, mpanao mozika an-dalambe. Mpanakanto samy tanora sady samy manana ny karazana mozika voiziny izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra