Tapatapany Tranga samihafa

Hetsiky ny polisy

Tonga nanototra ny lavaka sy namboatra ny lalana simba, tetsy Ankadifotsy, ny polisy avy ao amin’ny Kaomi­saria Antaninandro omaly. Ho fisorohana ny fitohanan’ny fiara eny amin’iny faritra iny no anton’izao fandraisana andraikitra nataon’ny polisy izao.