Tapatapany Tranga samihafa

Famotorana Ben’ny tanàna

Hiakatra eo anoloan’ny Fampanoavana anio ilay Ben’ny tanànan’ny kaominina iray any amin’ny distrikan’ Analalava, izay voasambotry ny zandary, tamin’ny herinandro lasa teo. Fakàna vola tsy ara-drariny, firaisana tsikombakomba amina fikam­banan-jiolahy sy raharaha vono olona no anenjehana azy.