Zavakanto

Bonara Be 67 Ha Hanafana amin’ny tsinjaka kawitry i Jerry Marcoss

Voalohany amin’ity taona ity no hanafana ny toeram-pilanonana Bonara-Be etsy 67 ha i Jerry Marcoss, mpanjakan’ny kawitry, anio alina manomboka amin’ny 9 ora. Koràna. Hitondra ny “Kawitry maximum” miaraka amin’ireo sanganasa rehetra nahafantarana azy hatramin’izay ity mpanakanto ity sy ny ekipany. Nampanantena ambiansy trôpikaly tanteraka ry zareo..

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra