Tapatapany

Fitsaram-bahoaka

Tsy namelan’ny olona raha tsy maty ireo olona roa voalaza fa jiolahy voasambotr’izy ireo tany Amborompotsy-Ambatofinandrahana, tamin’ny 2 jona lasa teo. Nanafika tokantrano iray ireo olon-dratsy telo sady mitondra basy ary nikasa hamono ny raim-pianakaviana saingy tsy tao an-trano itsy farany. Niantso vonjy ny teo amin’ny manodidina talohan’ny nidiran’ny vatan-dehilahy an-tsehatra ao anatin’ny fikambanana « Lambamena » tamin’ ny fanenjehana azy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra