Sosialy Tapatapany

Aron-tava sy tambavy

Aron-tava sy tambavy Mitohy ny fizaràna aron-tava sy tambavy « Covid organics » na CVO ho an’ny mponina, izay iandraiketan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta. Isan’ny mandray anjara amin’io hetsika io ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny minisiteran’ny ny Asa, ny fampananana asa, ny asampanjakana ary ny lalàna sosialy, ka ireo fokontany tao amin’ny Boriborintany fahadimy sy fahenina no nanaovan’izy ireo fidinana, omaly.