Tapatapany Tranga samihafa

Fivarinana fiara

Nirifatra tampoka ka nivarina tao amin’ny ranon’Ikopa, teny Tanjombato, ny fiara tsy mataho-dalana iray, omaly maraina. Avotra ny mpamily tao anatiny. Simba ny fiara. Naharitra ora vitsivitsy ny nisintonana azy avy tao anaty rano.