Bemiray Kolontsaina

Fanarenana Vakoka

Mandroso ny asa famerenana ny « Maison Nathan » ao Toamasina amin’ny endriny tany am-piandohana, izay tafiditra amin’ireo tranobe antitra indrindra any an-toerana, rehefa naorina tamin’ny taona 1928. Vakoka manana ny toerany ara-tantara sy ara-kolontsaina ary ara-maritrano io tranobe io. Potika tanteraka efa saika nirodana ny trano. Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2019 teo ny asa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra