Tapatapany Tranga samihafa

Famatsiana gazoala

Nivory ny tompon’ andraiki-panjakana any Besalampy ka nampahafantatra ny vahoaka momba ny olana eo amin’ny famatsiana herinaratra, taorian’ny faharen- drehan’ny botry nitondra gazoala 9 000 l, an’ny orinasa Jirama, tamin’ny alahady lasa teo. Ora efatra isan-kariva no mandeha ny jiro. Efa misy kosa ny gazoala telopolo barika nalefa any an-toerana, omaly.