Tapatapany Tranga samihafa

Mpianatra tsy hita

Fito amby roapolo andro izao no tsy nahitana an’i Andotiana, tovovavy malagasy mpi- anatry ny Oniversite any Paris, tsy hita nanjavonana tany Frantsa, nanomboka ny 9 janoary lasa teo. Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nisy fotoam- bavaka natao ho fanakaherezana ny fianakaviana tany Frantsa, afak’omaly. Mitohy hatrany ny fanadihadiana ataon’ny pôlisy any an-toerana ho fitadiavana azy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra