Tapatapany Tranga samihafa

Fivadihana taksiborosy

Niala lalana sy nivadika tany anaty hantsana ny taksiborosy iray avy aty an-drenivohitra nikasa ho any Toamasina, nandalo tany Ampasimadinika Toamasina II, afak’omaly maraina. Vokany, mpandeha dimy no naratra mafy. Simba tanteraka ny fiara.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra