Sosialy Tapatapany

Fifamoivoizana

Hanamafy ny fanatsarana ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miasa aminy ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT mandritra ity taona ity. Hasiana fanatsarana ihany koa ny sehatry ny fitaterana sy ny familiana fiara. Notanterahana, ny zoma lasa teo, ny fanakatonana ny fankalazana ôfisialy ny fahafolo taonan’ny ATT.