Sosialy Tapatapany

Fanabeazana

Tsy mbola misy ny resaka ny fanovàna na tsia ny tetiandro hampiharana ny Teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana na ny PSE. Araka ny fantatra, tsy mbola nanambara ny hanova na tsia na ny vontoatiny na ny fotoana hanatanterahana an’ity tetikasa ity mihitsy ny eo anivon’ny minisitera, na eo aza ny fanakianana nataon’ ny sekoly tsy miankina.