Tapatapany Tranga samihafa

Fakàna an-keriny

Votsotra teo am-pelan-tanan’ ny jiolahy, afak’omaly maraina, ny vehivavy karàna iray nisy naka an-keriny tany Ankijabe Ambato Boeny, ny herinandro lasa teo. Nanara-dia ny zandary ary nifanandrina tamin’ireo olon-dratsy. Afaka ilay vehivavy, izay efa reraka. Tsy nisy ny fandoavam-bola nataon’ny fianakavian’ity lasibatra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra