Tapatapany Tranga samihafa

Fahasembanana zazakely

Nisy fahasembanana ny zazalahikely iray vao teraka, tamin’ny alahady lasa teo, tany Tsiroanomandidy. Misy tsy fahatomombanana ny vatany, toy ny masony sy ny hoditra amin’ny vatany. Voalaza fa tsy maintsy hiatrika fandidiana ity zazamenavava ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra