Sosialy Tapatapany

Fanampiana

Fianankaviana sahirana roanjato, teny Ankazomanga, no nahazo tohana avy amin’ny Airtel Madagasikara nandritra ny fanka­lazana ny Fetim-pirenena. Ankoatra an’Antananarivo, nisy ihany koa ny fizarana akanjo mafana ho an’ny fianakaviana sahirana tany Antsirabe, ary arendrina miisa efa-jato mahery tany Toliara.