Kolontsaina Tapatapany

Fanontana boky

Natonta fanindroany ny boky « Rangon-tsento »,  sanganan-dRafaramalala Saholinirina na i Fenotsiky eo amin’ny haisoratra. Misy roapolo amby zato pejy ilay boky ary mirakitra tononkalo roa ambin’ny folo. Ny sento ateraky ny fitiavan-tanindrazana sy ny fitiavan’olon-droa no mivohitra ao anatin’io vokatra asa soratra io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra