Sosialy Tapatapany

Fanampiana

Nandray fanampiana avy amin’ny fikambanana tsy miankina ireo voafonja etsy Antanimora, ny sabotsy lasa teo. Ireo voafonja vehivavy no tena voakasik’izany. Araka ny fantatra, maro amin’ireo olona voatazona eny Antanimora no voalaza fa noho ny endrikendrika no nahavoatazona azy ireo. Manodidina ny efapolo ireo zaza mifonja tsy fidiny ao, ankehitriny, satria tsy afa- misaraka amin’ny reniny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra