Sosialy Tapatapany

Arina fandrehatra

Mikaikaika amin’ny vidin’ ny arina fandrehitra ny mponina, ankehitriny. Tao anatin’ny herinandro mahery, nisy fiakarana 3 000 ariary hatramin’ny 5 000 ariary ny vidin’ny iray gony. Ankoatra izay, saika lena avokoa ireo arina ireo raha ny fanazavan’ ny mpivarotra sasany.