Tapatapany Tranga samihafa

Fivadihana fiara

Nivadika ambony ambany teo an-tsisin-dalana ny fiara tsy mataho-dalana iray nandalo tany Ambatolampy saika nitodidoha aty an-drenivohitra, omaly maraina. Nieren-doza ny mpamily sy ny olona tao anatiny. Mpandeha an-tongotra iray kosa no naratra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao